salama tompoko,
mba saika anontany azafady sao dia mba misy mahita trano manodidina an'Ambohijatovo na antsahabe any azafady?
trano kelikely iany satria olona 2 mbola mpianatra no ho ao,40000ar -60000ar eo
mankasitraka izay mamaly