F ela tokoa no nampiahy ary nitadavana vahaolana ireo vato nianjera teny ampamarinana, tena nitera doza iany anefa izany ny farany! ary nisy mihitsy ny namoy n ainy! koa tsy mety ve raha esorina avokoa ireo trano amin'iny faritra iny ary atao izay analana ireo vato! Ny olona mantsy toa mazoto manohitra nefa efa ireny no zava misy! mila miasa amin'io raharaha io ny fanjakana hialana am loza mbl mety iseho