image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 257

Aon n atao mb isorohana n lozam-pifamoivoizana am lalam-pirenena eto madagasikara
indrindra ny RN2


Tokony hisy n fametahana panneaux sy ny fanamboaran dalana


Tena mety mitsy ty fanalana n licence sy permis anreo zay ts manara-dalana eny andalana ity! nefa koa tena mila fanamboarana goavana n lalam-pirenena rehetra mb ialana am accident! remarque f ankehitriny na eto andrenivohitra aza tsisy panneau d'indication intsony! normal ian ra ts mitsaha miakatra n tahan'ny accident!


Aty amtsika lou tena vidina mits ny permis e! tena tsisy fangaraharana mits ! ny fanjakana kou amnio ts mahavita lalana! ny polisy s gendarma b kolikoly! normal b zan ra b n accident satria ts mis manara dalana


Lasa mirongatra b mitsy ny lozam-pifamoivoizana an!


MAro saady ny accident tam lalana tsarasaotra ivato nef vo tapa-bolana no notokanana ! fa le mpamily eto amintsika ve izany ts mahay mandeha mora sa gila maso avokoa


F be ny voa mafy izay vo ho asiana jiro iny lalana iny