image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 2

Salama daholo, saika mba hanontany hoe iza no mampiasa GAZ fandrahoana isan'andro ao antrano, sao dia misy afaka manome avis hoe iza no tsara TOTAL GAZ sa VITOGAZ sa hafa? Iza no mora? Iza no tsara? Misaotra mialoha.


za zao mapiasa vitogaz
Itako tsara sady maharitra ela vo lany
12kg no ampiasaiko


Misy detendeur miala mihitsy rehefa manidy ilay gaz sy ny fatana enao.Raha ohatra ka tsy hampiasa gaz intsony mihitsy enao,satria ohatran'izany ny fahazoako ilay oe moitié vide le bouteille .Dia tsara ihany ny maka precaution toy ny oe saronana sachet plastique tazonina @ fingotra ihany ny vavany sao dia sanatria efa malefaka ny ressort ao anatiny ka mampisy fuite.Avy eo apetraka @ toerana lavitry ny afo.
Fa ny tena hitako tsara indrindra,raha tsy hampiasa azy intsony dia andrasana ho lany mihitsy izy aloha @ izay tsy misy risque.