tsy mahatsapa fitiavana intsony aho volana vitsy2 zay,ny olo-tiako anefa hitako manao izay fara-heriny mihitsy fa izaho mihitsy no ts aiko hoe maninona? marihiko anefa fa ts manana olo-tiana akoatra azy aho na hoe maniry olona hafa.mila toro-hevitra f mijaly