Salama daholo Mety isy fika ve, na misy mahay manamboatra raha phone android (vrai marque) tsy mandray code USSD izany hoe tsy afaka ampiasana ireo code toy ny hoe #123# @ orange na #357# @ telma fa tonga dia mamoka message fona hoe "Problčme de Connexion ou code IHM non valide"Misaotra tompoko