indraindray mandeh izay, handeh hiangona, zah no naka taxi teo ambon'ny tetezan'ny behoririka iny :- oatrinona sofera ny makany XXXXXXXXXXX ?- vents, ndao fa lasa isika, hozizy- ok ! hoy zah- alefaso kely aty lony lévola hividiako lasantsy etsy zokibe a !- nomeko ny vola dia iny izy nivoka niaraka tam bidon kely nividy lasantsy teo akaiky teo !- tonga amzay lery, dia niangavy ahy indray oe : asio tosika kely razoky fa mora velona ity a !- inn mou no azoko atao fa nanosika ilay fiara sady ny vola kou efa lasany !!!- velona ilay fiara dia nandeh ...- nony tonga tetsy Antanimena dia nihitsoka ny lalana (amboutaka io)- dia hozy indray ranama tamiko : tsy maintsy von0ina ny motera razoky fa so lany eo ny lasantsy a !!- zah am io anefa tena nanao kostara be dia oe tsy maintsy hanosika indray avy eo !!!- ...>> ompa sisa tsy nomeko azy nony tonga niala teo ampiangona aho !!!!!