Tsy rariny mihitsy ny ataon'ilay banky bfv-sg. Manala vola ho azy ao amin'ny compte. Manaitra ny tompon'andraikitra fa raha izany no ataonareo amin'ny rehetra dia inona no ilaina anareo. Mpangalatra tsotra zao.