AMATEUR-+/ ..zay no azo hifehezana azy :((t@ fisandratana vision 2030 , rehefa nanontaniana ingahy mikasika ny fihenan-dajana ny vola Malagasy (Ariary ) dia mbola mba nahatadidy ny cours Economie hatrizay angamba dia nanambara hoe : ny fihenan-danja ny Ariary koa anie mety tombony mihevitra angamba dondrona hoe : avec les quelques tonnes de vanilles et letchis no hampihena ny déficit commercial ka mety hananantsika any aoriana any excédent fa ny tena nahatalanjona ahy re olona koa raha tsy zany ve koa tsy Inde sy chine no hitana ny record en terme inflation pourtant :- Inde : 4.727 %- USA : 2.109 %- Allemagne : 1.654 %- Chine : 1.852 % -+/nitady recherche scientifique ihany ny tenako manaporofo hoe : lien de cause ŕ effet ny fiakaran'ny vidim-piainana sy fitomboana'ny olona fa tena marina , mi défier loi économique mitsy ty filoha nareo ty Tena talanjona ihany ny tena hoe mba ahoana re ny ankizy mivaoka ao @ Inscae raha toy ireny no mpampianatra -+/dia zay koa ry mpisolelaka isany zay nanatrika tsy misy na iray masahy miteny hoe : président diso anie zany ę <baf