Miarahaba anao mpamaky! mba saika hanontany azafady hoe inona kay no afaka atao fa nihindrana vola tany @banque ilay olona dia tsy vita renouvellement ny assurance de vie nefa maty ilay olona. Ny antoka tsy misoratra amin'ilay maty akory fa tsy vita mutation? Iza no tokony handoa an'ilay vola araka ny lalana misy? Misaotra anao namaky sy mamaly.