Aza fafana ity sujet ity ry modérateur a !,Fa an'i Claudine Razaimamonjy ve izany ny tany sy ny lalŕna no toa mbola tsy any am-ponja foana izy hatramin'izao e !? Sao dia tsy rariny lehiretsy a !? Sa ve matahotra ny ho voasaringotra amin'io Afera io daholo ny Fitondrana iray manontolo ka dia mikiry biby mafy mihitsy manafina sy miaro an'i Claudine tsy hiditra am-ponja ?Efa hita izao fa mpangalatra sy mpambotry firenena hiringiriny be izao dia mbola arovana sy tsy sahy gadraina fa avela handehandeha hiriaria any fotsiny.REHEFA TSY SAHY IANAREO DIA AVELAO HANAOVANAY AZY FA IZAHAY SAHY NY HISAMBOTRA SY HANATITRA AZY ANY AM-PONJA !Efa any Fianarantsoa sahady izy izao miaraka amin'i Rivo Rakotovao sy Andriamorasoa Jean Annicet.Mamporisika ny olona tsy hanara-dalŕna intsony izao ataonareo mpitondra ankehitriny izao fa mieritrereta ianareo.