Nofoanana ilay arręt manoloana an'ny BNI Ankorondrano. Hoy ny CUA hoe : Voie rapide hono iny dia misy norme arahina mahakasika ny distance manasaraka ireo arręt.Ary tsy misy norme mahakasika ireo sarety tarihin-tanana izay mitovy isa amin'ny fiara mampiasa iny lalana iny ve ?Lazao izay marina, voabaiko (mba tsy hilazana hoe voavidy) 'ny BNI ve ianareo sa tena noho ny norme ? Raha izany manko dia ampiharo avokoa ny normes mba hampilamina ny fifamoivoizana amin'iny lalana iny : arręt bus, stationnement strictement interdit, trottoir atelier, varotra amoron-dalana ...