image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 11916

eny, tompoko, matoa izay ny olona iray nantsoinY dia :- olona efa nodiovinY zay !!!!>> zay mbola ela velona kosa dia olona mbola maloto izy zay !!!!


Tsy diso ny ani Rainiboto, saingy ny valiny dia efa resy tokoa izy ary voaraoka...fa ny toerana tena falehany tsy misy miasa d izay no tena mampahatanjaka azy eto Madagasikara. Any am faritra hafa na firenena hafa mba mahavariana tsy mitovy am voatanisan i Rainiboto teo ny faharatsiana misy nefa tsy azo atao hoe tena mino na mpivavaka tanteraka ny olona ao aminy sady tsy manerana ny firenena koa ny fandroahana ny devoly.Sa ve efa babo hoy enao ny olona am reny firenena reny d tsisy asan ny ratsy toy ny fahita eto amintsika any aminy ? Sa be vola ry zareo d voafehiny kokoa ny ratsy ? Ka ratsy ihany ve lay vola sa tsia raha izany aloha e ? Sady sarotra no henjana ny mahazo ny firenentsika. Lazaina hoe latsaka anaty fahamaizinam pinoana toa mpivavaka daholo ny malagasy.Lazaina ndray hoe vokatry ny fahantrana tanteraka, toa misasaka ny be vola sy ny tsy manana....Ity firenena ity manaja Ahy @ molony hoy i JESOSY angamba fa ny fony kosa lavitra AHY ve ? Dia sanatria marina @ malagasy ve zany teny izany ?


belapin >"Atra dia tsy hiantso olona maloto hody any Aminy mihintsy !!!"=====Ka izay izany no ampandroana ny faty raha vao afaka aina koa inona indray !


Henjana Ka raha izany dia resy ry Belizaboba mianankavy tamin'izany fa tsy ringana !! ary ny zafindohaliny ireo miridiridy miasa anaty zanak'olombelona ireo izany !!! misarangotra amin'izay dia ampiasainy ho poulins etsy sy eroa manerana ny tany !!!! Ka na manambola na tsy manambola rehefa manaiky ipetrahany izany dia sôvaliny eny e!!! hampaniriany aloha ny tandroka avy eo ny rambo, ary farany ny lela mirangaranga lava be !!!!!!!!<faucheuse