image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Ry Fanja-kana,Efa voky hanoanana isan'andro vaky izaoNy vahoaka kely izay tarihinaoFitarihana mahafanina,mahavalalanina,sangodi-panina,tsy mihina-kaninaTsy mivalan'anona ...Efa leo ...mitoreo...jereo...omeo...fa tsisy harapakaOmeo kely fotsiny, ampahany @ ilay volam-bois de rose azonao farany iny,Omeo kely fotsiny, sombiny @ ilay volam-bato namidinao t@ ny vahinyOmeo kely balitiny, ambikambiny tsy laninareo mivady t@ fandehanana tany an-dafyOmeo kely moa ry reto a ! Tena miakatra fidinana ange ny fiainanay e !Zany re ry ra-Nary sy Mpianina a !


Voky izy de natorytsy nahatsiaro anao akorynefa ianao nifidy azyNy sasany aza nanao barazyNamono tena fa tena tiaKanjo voahitsa-paladiaLazainy aza fa adala ianaoDia indro izy mizaozaoAry dia mangina no asainy ataoIzy mievotrevitra karaha ressortZarany aza ianao cadavre mortNy tsy fantany amin'izanyIzay natao tsy maintsy efainaTsy ho ela ny valiny ho azoHatezeram-bahoaka mba tatazoNa ranary na rampianinaRavoahangy ho soazanina


Rafa - tro izao efa izyEfa homana no mandidy !Fiara tsara asiana jiro mangaNy fiainana ono joko miha solanga !Koa manino no lazaina fa mahantraSa mbola tsy ampy ny fatra ?Dia iza indray no omena tsiny ?Tsy aiko aloha fa izaho vahiny..........


Fahantrana, laza ratsyAlahelon-gasy lav'izaoNo isekoana atao vatsySy mameno 'ty paosinao !Hoatran'ny hoe mirediredyRafatro Mahantra vakioMihevitra hoe tsisy bedyMangata-kalatra amin'io !Gasy no mahazo fahefana ?Dia hoe ndeh hiala mainaFa lavaka be migodanaMiandry anareo tsisy saina !'Reo vahoaka, an-taonany maroNo mijaly tsy manan-kohaninaTsy misy ny hoe alaharoSady reraka no valalanina.'Zany olon-tsotra mararyTsy mba hoe handeh rôplannSady tsy mifika na faryFa tamin'ny fahantrana nofanina !


,,,,,loko manga plisy ôranjyvoky mialy de tonga voangytsena mora sy delestazymba ao lisany no manalazyfa ra bois de rozy, volamena sy soldatanay reny fa ts anlah2019 indray mionambotsiroatra no ftonra 47 no maty tamininyatao 100, tsy mis tsinyref tong aho avy any dobayitondrako pin lasary miampy sakay


Indrisy mantsy ry fahantranaizay mameno ny tanana,Dontonao ny sain'ny Gasytsy mitroatra, mangasihasyDia tena maizina ny ho avygeneration tsy mba hatavyfa mbola ho bokatrosa foanasady mbola ho matinoanaSendra mpitondra tena nandratsy mahay fa solonandratia vola tafahoatrasady voky ambany saoka


serasera vita amin itony solosainahanandrato sy hamelona ireo ainana dia very aza ny silaky ny razanadia hipetraka ny filaminana eny tanindrazanasomary maniry hoe ho avy ny fiadananahatraiza re no hahatsapana fa azo hianaranaisika ve dondrona daholo sa mba mahiratratsara be anie izany hoe madio sy mamiratrany saina no tena ilaina feno fahendrenailaina izany hoe isika misy valeraasio foana ny fahalalana soa tiavinafa tsy ho vizana ianao fa mitanty fitiavana:tape:tape


Zao ve no mbo hainareo. Be sentosento t a y fotsiny.tsisy fotony tsssss


zaonombalahy> ny an'ity aza teny ratsy no mbô hay


izao rediredy rehetra izaovokatr'ilay efa fantatraofahantrana sesilanyfitrosonana amin'ny tanyny ambony ambony ihanyny ambany ambany foanaary dia ho toy izay hatranyraha toa tsy hifamotoanahanohitra sy hitroatrahitondra ireo vahoakahanambara ny ampamoakasa ve hisy hitsoakahandositra ny marinahandao ny tsy tafarinahiliba ny harenahanosy izany tenatadidio anefana fisaka aza ny rarinyny zava-misy sy ny traik'efatsy..... (tohizo)