image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

ASA SOA = Asa fanampiana ataon'ny olona iray na maromaro @ olona izay mila izany fanampiana izany @ endriny samihafa (asa, fianarana, fitafiana, sakafo,fitaovana,fonenana, bdb .....sns). Ary asa @ fo madio, tsy misy tetika ambadika hoe "domiko tapany dia mandoa erany", fa tena vokatry ny fitiavana, tsy miandry takalony na tambiny @ endriny samihafa,tsy misehoseho na mieboebo fa raha azo atao aza dia ny ataon'ny tanana ankavanana dia atao tsy fantatry ny tanana an-kavia.Indrisy anefa fa izany asa soa izany dia ataon'ny olona sasany toy ny mpanao politika fitaovana ankalazŕna tena, sy hisehosehoana rehefa akaiky fifidianana sahala @zao. Iantsoana mpanao gazety mihitsy ny fanaovana ilay lazaina fa asa soa, mpanao gazety izay omena "felaka = tsolotra" mba ahafahana hiseho Tele, gazety, radio, FB.....sns).DIA ETO AHO DIA MILAZA @NAREO MPISOLOKY MILAZA FA MANAO ASA SOA IREO, FA TSY ASA SOA TOMPOKO IREO HITANAY ATAONAREO SY ANAOVANAREO "PUBLI- REPORTAGE" @ HAINO AMAN-JERY IREO, FA FIEBOEBOANA SY FISEHOSEHOANA MBA AHAZOANA TOMBOTSOA MANOKANA.RAHA TE HANAO ASA SOA IANAREO DIA MIANARA ALOHA LESONA ANY @ PERE PEDRO ENY ANDRALANITRA.MISAOTRA TOMPOKO