image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Raha mahazo manolotra lalŕna iray ianao, Inona no apetrakao???


Izay tratra mangalatra: eo no eo dia faizina


Lalana mifehy ny fanotofana tanimboly sy tanimbaryny tanimbary hatrizay naha gasikara an i gasikara de nisy ny valamparihy, na ery ampovoany be ery aza ny tanimbarinao de mandeha valamparihy ianao tonga eny!ny zava-misy de zao, reefa totofan ny karana ny tanimbary de voahidy ao anatiny ao ny taninao lasa tsiss accés zany ianao mankao, tsiss intsony zany lay valamparihy mahatanimbary an io tany io, zay tsy vidiana tsy ofaina fa de zay mahatanimbary azyny lalana tiako apetraka zany de zao, zay reetra manototra tanimbary na iza na iza de manajanona 2m manodidina ny tany totofanyam zay fotoana izay mba misy acces ilay tany aoriana fa tsy oe tsis acces tsony de vidiany am zay vidiny itiavany azy ny tanimbarinao, ar matetika ilay olona tompony de miravirav tanana de izy ireo indray manambitamb ny karrana oe mba vidio ny taninay


Be dia be mihintsy anie ny lalŕna efa misy eto amintsika e ,ary mbola azo hampiana ,fa ny loza dia ilay fampiarana azy ireo no tena efa potika sy bobongolo ,manomboka amin'ny ambany indrindra ka hatrany amin'ny faratampony e ,dia amiko aloha dia tsy misy azo hantenaina mihintsy e .Aleo samy mandeha amin'izao ,kobaka am bava fotsiny hoe tan dalŕna sy ny sisa e ,nefa inona ? lalŕna natao ho an'ny mahantra no eto .


tokana ary tena tokana ny ahy :Lalŕna mampanjaka ny dina sy ny fitsaram-bahoaka.Sur fa mihena be ny risoma eny @ fitsarana


fa angah ary tsy fantatrareo fa ny FITIAVANA anie no fehin'ny fahatanterahan'ny lalŕn'eh! <up