image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Tsy spécialiste amin'ny resaka météo aho, nefa hitako tamin'ny télé anankiray izao fanazavana izao, ka anjarantsika tsirairay ny mieritreritra. Tsy mampaninona na dia hofafan'i modo ary ity post -ko ity, fa zavatra reko tamin'ny vaovao dia avoakako eto ihany : isan-taona dia mila stimuler-na kely ny orana mba hilatsaka tsara. Nahazo baiko hentitra avy tamin'ny présidence sy ny gouvernement nefa ny météo tsy hanao izany, mba tsy hanelingelina ny francophonie, surtout, mba tsy hahitan'ny membres ao amin'ny francophonie ny loto sy ny tondra-drano rehefa avy ny orana. Vokany, tara io stimulation io satria dila tanteraka ilay rahona favorable ho amin'izany, ka izao taraiky izao isika. Na ny température aza dia maka volon'andro ririnina, ka asa izay andraikitra horaisin'ny fitondram-panjakana manoloana ity loza mananontanona ity.


sao de mba tokony atao fi tsa ra mb aho ka ary le ranga io marina e !!!! iza no manohana an izay hevitra zay


tena i belapin v io manao commentaire io ambony io???aleo averiko eto ambany mits l commentaireee!Par: belapin Date: 19 janvier 2017 - 08:31ka raha avy kosa ny orana talohan'ny francofolie de kobo be oe petatoko kay ireo fotodrafitrasa namboarina ireo.