Izao no antony mahatonga ny fitsarambahoaka na Lyncheisme, ohatrany tany Amerika tamin ny andron ny Western taona 1800Isika anie zao efa 2017, mbola tsy manjaka foana ny demokrasia milamina any mada, mbola sauvage ny zava miseho rehetraAza manana ahiahy ianao fa efa ho avy atsy hoe atsy ilay hoe partenaire du developpement fa tsy hoe aide du developpement intsonyNy firenena Afrikana dia hahazo partenaire avy amin ny firenena lehibe G20 daholo hiadiana ny fahantrana sy ny mitsoamponenana na hoe migration miditra eto europeMihomana daholo fa be ny asa foronina hiadiana ny fahantrana, fanamboarana lalana, fitsinjarana ny vokatra, fahaizana mitantana, famokarana, fivarotana entana eny antsena isankarazany, famokarana aloha vao fivarotana izay vao fiadanana rehefa misy mitombaka ny entana etsy sy eroa amin ny mora vidy, miasa mafy sy aradalana amin ny karama ampy dia izayMirary fiononana sy fahaizana miary ho an ny malagasy mbola ampiadiana ny fahantrana rehetra