image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Maloto,voretra, potika,simba, mikorontana,mahonena, mampalahelo, tsy maha-te honina... izany sisa ilay tanŕna.Fa naninona?Nataon'iza inona?Mbola ho avotra ve?Inona no fanafodiny?


Isika mianakavy ihany no manapotika azy, ny teo tsaina individualiste tafahoatra , samy maka ho azy , io no tena fositra, za dia efa nipetraka tany ivelany naharitra, gasy ny RAD ary tena tamana be eto za na dia eo aza ny olana rehetra, zavtra iray mba tsikaritro eto ity, manadio lalana sy tanana ny fokonol dia ozy ny vadiko hoe ilay gardien alefa any , fa za tena tsy nety fa nandeha, fa ohatry ny gaga ireo fononolona niaraka nanadio tamiko ary misy mihitsy ny miteny hoe aleo ataonay ramose an, fa tena nojereko tokoa fa ireo olona sahirana no ankamaroany , matahotra fokontany, ny olona metimety fivelomana, na mpiasa no alefany, na tena tsy miraharaha, ireo manadio somary manery lalana indray no betrohany, tsy mahagaga raha izao ny vokany , ny tokony ho modely @ fahadiovana mihitsy ny manao ny ataony, ny ao antranony anefa madio, fa hidina ny fitaratra ny 4x4 rehefa mandeha


efa nafenimpenina ihany t@ comesa & francophonie fa hitan'ny olona ihany: efa tsy nahazo nanahazana lamba ny digue, efa nesorina ny biriky talaky maso, efa no-masquer-na daholo ny fahantrana, nolokoina ny lalana sy nasiana TANK de la 2č guerre, ary efa nanaovana lanana made in china mampme.... nefa mbola tratra ihany.Ny fanafodiny: aleo angamba afindra any @ province ny capital, sady any tian'ny vazaha kokoa.>>> aleo hisy @ zay ny tena fitsinjaram-pahefana (vrai fédéralisme)


Isika dia mbola hijanona maloto be ary mandritra ny fotoana maharitra,resaka toetsaina no olana, satria eto dia ny 4 mis sy ny mahantra fadiranovana no anaovana sermon sy morale fa tsy mahalala madio, dia ohatry ny hoe miandry an ireo ho tonga saina izany, dia andraso tokoa fa ho ela be....aza adino fa tena survie anie ny an ireo eh, inona no hivakiny loha @ izay tanana any na maloto na madio, ny sakafo aza eny @ zoridira ny sasany no mitsipona...ny tiko tenenina izany dia izao, mbola ho ela be io satria raha tiana hadio ny tanana dia tsy maintsy miaraka mivotra ny fiainana ary tsy mety ny fitiavantena, tsy hitovy daholo akory fa mba tsy cruel kosa ny elanelana.....hevero hoe manana villa ianao ohatra, fa ny gardien anao mbola kabone tsizarizary zara raha misy tafo no azy, ary tsy afaka mampiasa rano izy fa mbola matsaka alavitra hanadiovany ny tenany , zara raha mahavita sakafo 3 semaines ny kar*******, dia hanatena villa madio toa inona ianao ... miainga @ tsika tsirairay io, za tsy be vola be, fa gaga daholo ny olona @ karaman ny mpiasako ao antrano sy ny gardien ko, fianakaviana 2, fa avo roa heny mahery noho ny an ny namana rehetra ny karama omeko, za aza anefa mbola mahita fa tsy ampy, fa izay aloha no anjara vitako, misy famille 2 tsy mahatra fadiranovana tsy maloto, tsy mandoto. Ho avy indray aloha izao ny be kianafa tsy raharahako fa izany no hevitro


Ka tsy izay vé ny tanjon'ireny nanao coup d'État namotika sy nandoro ny capitale ireny e? Nopotehina sy nodorana dahono na rnm na entreprises sns, very asa marine, anarchie totale, tetezamita 5 ans......


Fanintsiana kely :Antananarivo fa tsy Antanarivo oooo


-Fa naninona:tsisy fandraisana andraikitra ny fokon'olona sy ny mpitantana isan'ambaratongany-Nataon'iza inona: tsisy nanao n'inoninona fa raha samy nandray andraikitra tsy hoatr'izao-Mbola ho avotra ve:Tsy avotra intsony<br