image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Tokony hahena 75% ireo mifamezivezy sy mamorona fivarotana tsy milamina ao @io Antananarivo ville io. Sady voretra no kamo, faly manimba zavatra ary misinto ny rehetra hihemotra foana, manelingelina fifamoivoizana, maneritery fiainana.Rehefa tsy mety hamboly any ambanivohitra any ireo dia tokony antsoin'ny Ray ody aminY fa manirikiry <yeahh


Tena manorisory mihitsy ny mijery an'ireo miparitaka ohatran'ny parasy hamperin'asa feno eraky ny lalana, efa olona tsy tokony hiaina eto an-tany intsony angamba, ohatran'ny maty fanahy mbola velona.


Eny e, na izaho koa aza mianry toerana hidirako eny amin'ny 18


Marina ny anareo ary tokony hitaky résidence ny polisy fa siora aho fa olona tsy manana residence eto ry zareo


Ny ahy indray tokony hoe: rehefa tsy mponin'Antananarivo depuis 3 générations tsy tokony hivezivezy eto! Raha tsy efa teraka eto Tana Renivohitra ny Dadabenao dia karazana parasy mivelombelona ianao!!


Asehoy ary ny acte de naissance-ny dadabenareo. Ho hita eto hoe iza ireo parasy velombelona sy tongatonga ho azy eto Iarivo! Mba malalaka rehefa vita ny sivana! Ho moramora ny mitaiza sy manadio!


Fa ianareo ve marary saina e ,fa angaha anareo irery Antananarivo ,raha ny hevitrareo no arahina dia hizara firy Madagascar ,aza adino fa renivohitra izy ,koa tonga daholo hitady vola haingana ,na iza na iza .Aoka tsy hadino hoy ilay filoha iray izay ,fa rehareha ara toe karena hono ny fananana mponina be toy izao ,,,?


Aoka hazava ny resaka fa ianareo tompotany eto Iarivo mitsy no tena voretra,sady mahantra velona,eto no feno 4amis be indrindra zay tsy iza fa ny taranaka nareo iany.Izahay côtier tompoko tonga aty hila ravin'ahitra fa tsy hoe akory tonga hanatevindaharana ny havanareo efa 4 MIS eny la reunion kely.Mazava


"hoay ę",enao moa tsy mba mandinika lavitra,ny taranakao ranga ty aza eretreretina fa honina eto iarivo mandrakizay,hiasa any @ faritra reny,hanara bady any ko ny sasany,ka maninona ialahy no raciste be hotr'izao.Zao za vao mahatsapa kay refa tonga ny gręve de nareo no ataon'olona avy any @ faritra roak'alika volohany,hay ianareo ratsy saina.Nareo milaza tompo tanana fa mbola ianareo ihany no ataonay mpiasa eto iarivo(ny mpanasa lamba,ny mpanampy an'trano,mpanary fako).Mba aza be hambompo.Zahay manana trano eto,ianareo no mitalaho hanofa ny tranonay.Zavatra marina no lazaiko.