Maro isika gasy no miharitra mafy ny endrika fampijaliana ankolaka ataon'ny mpampiasa sasany :"mahazo mandeha fa betsaka ny mitady asa, manao référence @ toeram-piasŕna taloha fa dia aratsian'ny mpampiasa ka tsy mahita asa mitsy, tsy sahy mitory satria mbola hanao référence @ toeram-piasana taloha, tsy sahy mi-dénoncé habibiana fa mataotra ny voaraoka..." Ry dépioté mpanao lalŕna ô, tsy tokony mila jerena akaiky ve ireo toe-javatra ireo fa na dia olona mifampitaona mivavaka 5min ao am-pesana ve dia voaraoka satria nampikomy mpiasa ono????