image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Tena hita tanana mandroso mihitsy Antananarivo, raha ny isan'ny mpivarotra, tena record mihitsy angamba! Efa feno mpivarotra friperie izao ny arabe ampovoan'Analakely, efa misy azy koa izao ny esplanade akaiky ny trano fitaratra. Nimenomenona isika t@ Easy Park; izao isika afaka misaotra ireo mpivarotra friperie ireo fa efa resiny Easy Park, efa tsy misy toerana ho an' ny fiara intsony; vita ho azy.Mpivarotra mamčno ny tanana !


Sssss....mbola tsy nahita bor...sahala amin'izao aho


Tena tsy rariny mihitsy! Aiza ianareo moitantana ny Tanana? Variana manao inona? Resaka fotsiny izany ilay :"tanana milamina" Tsy mpivarotra amoron-dalana intsony ireto fa mpivarotra anaty arabe!! Efa ho tanteraka izany ilay hoe:atao rues piétonnes Analakely! ntssssss..........


Ka hita izao fa tsy maintsy miteny rehefa manao propagande ka! Izao izany ilay Antananarivo notadiavinareo mpifidy! 216éme/231 amin'ny tanan-dehibe maha te-honina!


....izao ihany no izy ry akama isany â...mendrika hoan'ny gasy izao ę...izao no sahaza azy satria mafiloha loatra isika malagasy...omena mpitantana mapihatra lalana...sy fandaminana...lazaina fa mpanao didy jadona sy tsy mitsimbina ny vahoka madinika sns....tsy afaka manao na inona na inona izay mitantana satria mitabataba mampiakam-peo any am ny radio sy gazety ny olona ahitsy...lazaina indray fa mpanao kobaka am-bava fony nanao propagandy...ny tsapa dia hoe..vahoaka te ho anarchiste ny gasy..tsy te ho fehezina intsony fa te hanao izay tiany hatao...izay no demokrasia ŕ la malgache...ka rariny raha tahka izao no fomba fiainantsika ę....avelao handeha amin'izao...fa mendrika ny gasy izao....amionizay mba hisy hihomehezan'ny afrikana satria efa no depasser-ny ny gasy amin'ny lafiny reehtra...<censure<victoire<banane<suicide<applau<machine<lovely<toraka:-tape<tronc:-hum:tape<boxe<gaga<rock<over


GasyfombaTsy misy manery na iza na iza haka andraikitra, fifaninana ny fifidianana ary tena niady mafy ho lany! Ka na iza na iza ao amin'io toerana io dia takianay vahoaka hoe: vahao ny olana! Raiso ny andraikitra! Aza mitady tany malemy hanorenam-pangady, fa io ny zava-misy dia atreho! Raha misy olana saro-bahana, dia azavao ny antony fa aza manome tsiny ny vahoaka foana! Manorisory be ny mahare hoe:"ny gasy"! Ianao angaha tsy gasy? Ary ireo olona manana andraikitra ireo ve tsy nahafantatra hatramin'ny voalohany fa gasy no ho tantaniny? Azo atao tsara ny miova lasy, mifindra monina raha tsy zaka ny fifaneraserana amin'ny gasy?


Par: miandry ęDate: 29 mars 2017 - 13:48-------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------------dIA MIANDRASA NY AMBATOBEVOHOKA TSY HOTERAKA Ę...na iza na iza hotonga eo @ny fitondrana na koa hitantana ny mairien'Antananarivo...dia izao ihany....tsy hisy ahavita na inona na inona eo intsony...fa miandrasa foana ę...efa lazaiko hoe....ny toetrantsika gasy sy ny foto-pisainantsika mihintsy no mila miova tantertaka...dia manaraka ny zavatra rehetra....Raha manaiky isika ny hampharana ny lalana henjan aahafahana manarina ny firenena dia miova ny firenena...tsy manaiky isika...dia mendrika antsika izao fahapotehenatsika izao..tena mendrika satria izay no foto-pisainantsika...manimba fa tsy mba mahalala miaro ny tsara....efa via na ny ezaka nataon'izay mba te hanatsara.,...Io tsy misy vaha olana intsony....tokana ny vaha olana....mila mpitondra na mpitantanana afaka hanao dictature na fitondrana henjana hampihatra ny lalŕna....rehefa hoe...tsy azo hivarotana ny moron'arabe...dia tsy azo hivarotana...rehefa lazaina hoe...mandoa droit de parking ny fiara rehetra...dia mandoa...rehefa hoe.,..tsy azo hanasana fiara ny arabe...dia tsy tokony hanasa.........firy moa izay ezaka hanatsarna ny renivohitra izay....fas nakaiza,..,..poterhana izay vita...mampihatra lal`na ny fanjakna na mpitantanan..lazaina fa tsy mitsmbina ny vahoka madinika...ary resaka vahoka madinika io no entina tsy hanarahana lalŕna eto amintsika...ka izay ę..mendrika hoan'ny mponinaeto Antananarivo izao raha toa ka tsy tianao ny lazaiko hoe...malagasy....aleo tsy lazaina hoe...malagasy ŕry satria tsy Antananarivo irery no atao hoe...Malagasy....fa aleo ataontsika hoe..Antananarivo..mendrika azy izao ę...tena mendrika satria na ny mponina aza tsy misy sarotiny amin'ny fahatsaran'ny renivohitra...


"Tout peuple a les dirigeants qu'il mérite"Eny mendrika ny mponin'Antananarivo tokoa izao!!