image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

<hihi Mijery an'ilay emoticons maro loko no mahafinaritra ahy <yes


TenaGaga>>Inona no anton'ny zava-dratsy sy tsy fetezana @fiainana rehetra tsy ny fifankahalana, ny fifandrafiana, ny fanaovana tsinotsinona ny mpiara-monina sy mpiara-belona, ny fifandirana, ny fifanenjehina, ny fandŕvana ny hafa ankitsirano foana, ny mihirim-belona ny @ tena manokana, dia miseho daholo ny tohiny rehetra hoe tsy fifandraisana na @zay atao na @ fikaonandoha manoloana olana, na ny tsy fifanantonana hamaha olana.Ireny rehetra ireny no atao hoe TSY MIHAVANA ny iray firenena. Na inona na inona paikady eritreretinao rehefa hanao TSIA mandrakariva ny olombelona iray = mandŕ fihavanana dia izao no manjo ny firenena. Tokony ho takatry ny sainao @zay hoe lahara-mpahamehana voalohany indrindra ny FIHAVANANA. Ary io tsisy vahaolana an-koatran'ny volonté an'izay tokony hiavana rehefa mbola tsisy ny LOZA BE. Fa rehefa tonga ny LOZA BE hanjo zay vao hiarahidodododo hifampitondra sy hiverina hiavana ny rehetra, asa raha izay no andrasan'ireo tsy mety milefitra mihavana.


Ny laharam-pahamehana eto Madagasikara amiko dia ny famokarana sy famoronana asa hoa n'y vahoakaNy fampiavanam-pirenenena dia fanomezana vahana hoan'ireo tsy maty manota, fanafenana sy fanarotsaronana ny heloka sy fandrobana natao, fikonokononana hanaovana fandrobana vaovao indray...satria efa natao ho domelina @hoe ny: ny malagasy dia olon'ny fihavanana Tsara ny manao fampihavanana fa mila tanterahina ny sazy zy onitra isan-karazany ary izay mivadika dia tokony tanterahina @ny ny sazy mifanaraka @zay nataony


ato inona anefa izany fihavanampirenena izany e ! , iza no mampihavana ? , ny mpitondra fivavahana ? , resaka politika daholo izany , aoka re ny fivavahana sy ny politika mba tsy hiaraka e ! , ao anatin'io fivavahana io faona no hanafenana izao zavatra tsy mety izao , ny fanarenana ny teoekarena no tena mila hezaka haingana , rehefa miasa @ fahamarinana isika dia faly jesosy fa tsy atao amin'ny anarany ny fafanodikodinambola lava izao , sy ny fitiavantena kely izao


Fa ianareo ngah mihevitra hoe misy te hanarina ny toekarena izany eo, toekarena hoan'iza??? hoanareo??? ny ao andohan'ny tsirairay ary maro an'isa indrindra (indrindra fa ianao miteniteny io hoe zao no laharam-pahamehana) eto madagasikara dia tsy mihevitra afatsy ny tenany, ny fidirambola be hoazy irery ihany, ka iza no tadiavinareo hi-sacre hoan'zay toekarena hoan'iza eo.Miandry taty reraka daholo fotsiny ny rehetra, dia jereo izahay, jereo izahay lava, rehefa andrasana handray andraikitra anefa misitri-belona daolo, dia izay manao eo no imenomenomana homen-tsiny lava.ZAY NO MAHATONGA ILAY HOE MIHAVANA ALOHA, mafaneke aloha, tsisy na inona na inona afaka atao eo raha mifanao TSIA lava ny tsirairay.


Mpitoriteny 3:8 ... Ao ny andro iadiana, ary ao ny andro ihavanana.sahala amin'ny ao amin'ny baiboly ve ilay fampiavanam-pirenena <? misy ny andro iadiana, misy ny andro ihavanana