ALEOKO IHANY @zao FIAINAKO IZAO TOY IZAY MANAKAREM-BE @ HALATRA.Ny fiainako @zao azo lazaina hoe tsy manam-be fa tena faly aho satria mba anisan'ireo nomen'Andriamanitra asa madio (ny hatsembohako no hihinanako fa tsy mangalatra ny an'ny hafa).Sambatsambatra ery aho na dia valaka ny asa aza fa milamina ny saiko tsy misy manenjika hoe sao dia ho tratra @ty afera maizina sns ity!Misy anefa manana fiara lafo vidy maro, trano be sy lafo vidy maro, mandeha any ivelany hitsangatsangana fotsiny hay vola maloto avokoa no ampiasainy; jerenao ohatran'ny hoe miadana ery izy mianakavy nefa tsy izay no tena marina!