image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Rah manoratra amin FB enao vetivety dia voasambotra fa raha manao dahalo be enao toa miadana ery


Mitovy @ régime totalitaire izany dago Ka inona moa?Jereo ireny be basy miakatra ny lapan'ny fitsarana ireny


Mamorona compte hafa daholo dia manokatra mail vaovao koa , atao amin'ny Facebook atao hanaratsiana azy fotsiny dia afaka ny hagegeny !


Raha toan ireo daholo ny firenena rehetra mety efa nihidy atramin le FB angamba, tsy azo kianina ry zalaha fa ngamba tokony dokafana mihitsy amin "incompétence" sy halatra be isakarazany


mahatsikaritra ny tenako rehefa mandeha eny rehetra eny fa mitady hivaha ilay fahatsiarovan tsaina.Iaraha manaiky fa toa mavesatra ilay olana atrehina ao an trano isan'andro. ary mitady ho adino fa rehefa anaty taxibe sy ivelan'ny trano honenana toa zatra ilay fahasiahana tao antrano ihany. Rehefa miteraka ady tsinahy anefa vao tonga saina.Ohatra fotsiny misy olona miampita arabe tsy mijery ary rehefa maheno klaxon indray vao miakapofona. Tsy omena tsiny fa reraka ny saina angamba. Fa tokony mifampatsiahy isika raha mbola azo atao ihany eraha misy ireny mandrangitra ady tsy misy dikany ireny aleo miala, misy toa tsy tompon'ny tenany fa mampalahelo, indrindra rehefa mahazo toaka hanariana dia ny sasany toa lasa entina ilana ady ...misaotra antsika namaky ary mirary fiaraha monina milamina(rehefa hoe hi grevy dia atao ny grevy fa rehefa hilamina dia aleo mba hilamina e) sa....