Mangataka an'ny modo mba hamerina ilay sujet vao nofafany teo rehefa avy nanoratra i Avobenohonylanitra azafady indrindra tompoko momba ilay iza ny ambony no Jeso na Jesosy eto an-tany na koa any an-danitra.Raha sanatria niteniteny foana ity faranay dia mba omena carton jaune hitandremany aminy manaraka raha sitrakareo