image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Ko inona no hirarahina izany ,asaivo alain'ny fitsarana hamerenana ny volam-bahoaka @ izay tsisy olona hametsifetsy andry zareo kou,rehefa NANODY azy ny...


Ko inona no hirarahina izany ,asaivo alain'ny fitsarana hamerenana ny volam-bahoaka @ izay tsisy olona hametsifetsy andry zareo kou,rehefa NANODY azy ny...


Aza matahotra ianareo momban'ny A/C,fa efa milamina ny amin'izany ,i Raclo no tsy hivezivezy ao intsony fa ny orinasa dia miodina foana satria nataony contrat location gerance ,dia arotsakay any amin'ny comptiny ny vola nifanarahina .Efa nanaovanay OPA ihany izy fa tsy nety dia aleo handeha amin'izao .


hatao annexe antanimora ny eny e, ho betsaka manko ny mpitondra sy mpanambola hidoboka fa tsy ho faty irery kosa i madama. atao prison VIPny eny


MahitsyFijery >>>- Tandremana mba tsy ho dorana ny A&C.- Alain'ny Fitondrana ny trano sy ny momba azy- Amidy atao lavanty (tolo-bidy iraisam-pirenena)- Ny tany tsy an'ny vahiny fa ny amboniny ihany, raha vahiny no mahazo azy. Ny tany an'ny Malagasy- Mizara roa ny vola azo : ampahany voalohany dia omena ireo tompon-tany teo satria "noterena" ry zareo hivarotra ny taniny (varo-boba), ary ny ampahany faharoa any amin'ny Trésor ho vola hampandrosoana ny Firenena.Mazava ve ?


Ndrao diso hevitra fa miodina tsara ny fitantanana ny A&C, misy oul ef mpitantana atrizay aho fa tsy Claudine mitsy no nitantana an'io mivantana. Manana ny mpiasany izy afaka mampiodina an'io, anisan'izany ny rain-janany.


Brandon : ny fahitako azy dia ohatra tsy ankafizin'ny vahiny (vazaha) loatra io tranobé io, satria tsy mifanaraka amin'ny ilŕny azy an (design, style, architecte, ...)


Misy mpitia io ka. Na tompon-tany na vahiny.Ka na misy mpitantana ao na tsia, tsy izay no olana fa ny fakana an'io hamerenana ny volam-panjakana.Koa raha te-hampihatra ny tany tan-dalŕna, dia atao saisie ary amidy.Fa aza manao hevi-dravina toa an-dry Belapin.