Tena mahay ilay Ravinala ka!Ireny ve no mba hoe filiale aeoport de Paris?Aleo ihany nijery ny ADEMA, fa saingy ny mapar sy HVM moa no nampiditra azy teo dia izao no vokany.Aiza izao ireo A340 anakiroa? nandroso ve ny Air Mad ?
Tena mahay ilay Ravinala ka!Ireny ve no mba hoe filiale aeoport de Paris?Aleo ihany nijery ny ADEMA, fa saingy ny mapar sy HVM moa no nampiditra azy teo dia izao no vokany.Aiza izao ireo A340 anakiroa? nandroso ve ny Air Mad ?
Mba gaga ihany aho hoe "afa baraka ny Firenena"??? fa "afa baraka" ahoana moa zany no tianao lazaina?? isika ary anie efa 5čme pays le plus pauvre du Monde ve dia inona no mbola ha-"afa baraka" antsika?? ohatra ny hoe 4mi tsy miklôty ve dia mbola ho "afa baraka"?? Ny polisy etsy amin'ny rond point Henry Fraise ary efa tsy menatra tsony mandray volan'ny karana anaty 4x4 koa ny hoe "afa baraka"???ny zanatsika vavy ary efa mameno gouter amin'ny massage sy supplément koa inn no mbola maha "afa baraka"?ny anabavintsika any am la côte ary zao efa taingitaingenanlé vazaha be antitra reny koa inn no maha "afa baraka" antsika???ny "mpitondra" antsika ary moa zao zesta sy revirevy no andaniany ny volantsika ka inn no tokony mbola maha "afa baraka" antsika???
efa mandeha de daholo kosa ny zavatr rehetra eh, tsena mora , lŕlana, hopitaly , sécurité , efa manarapenitra daholo, bois de rose, tanimpanjakana , sns ... villa Elysabethe, tsy misy migadra izany eo, tsy misy faute professionelle mihitsy ireny ,ny efa migadra aza tafavoaka, zavatra normal daholo ireny , fa inona ihany no tena tadiavin ilay gasy eh, emoreg ? averina risara bombe sy sarla raha mila azy nareo
Erreur niteraka couac ohatra ireny ve d tsy faute professionnel. Raha tany @ privee ireny dia licencement sans preavis satria nanaratsy endrika ny orinasa. Tokony hajanona @zay ity mpiasa-panjakana tsy mety voaroaka ity.
Izao aho vao tena miaky hoe samihafa mihitsy hay ny mpiasam-mpanjakana sy ny mpiasa tsy miankina, hitako no misy mitady lalana mafy mihitsy ny olona sasany hiditra mpiasam-mpanjakana!Raha taty @ tsy miankina ireny faute ireny no nitranga, dia efa mety ho voaraoka h@ 1er responsable mihitsy, raha lazaina aza hoe faute de frappe t@ saisie ilay raha, fa angaha tompoko dia tsy misy contrôle mihitsy ilay izy vao avoaka ho hitam-bahoaka @ site internet?Fa rehefa inona kay ny faute-nareo mpiasam-mpanjakana va voasazy ianareo? tena sécurisé be marina ianareo na dia kely karama aza ka!
Tantara marina ity fa efa elaela: nisy formation momba ny procédures admin-fin t@ projet 1 zay, dia hoy ilay formateur "inona no mahasamy hafa ny hoe nanao fraude sy ny hoe nanao erreur raha resaka finances". Dia samy niteny hoe volontaire sy involontaire.Dia hoy lery "ny fotoana laninao eny Antanimora, raha fanahy iniana ilay izy dia lavalava kokoa, raha tsy fanahy iniana dia fohifohy kokoa".Fa ny eto M/car tsy misy bedy zany na fanahy iniana aza.
Eto tsy misy bedy zany e! fanjakan'ny baroa, aiza ho aiza izao ilay vola 350 m def nanjkavina tao Anosy, angaha ireny misy tohiny intsony.Hatr@ dec nakaty hono 137 ny gadra tafatsoaka fa tsy misy bedy zany ankoatran'izay garde penitencier kely mpanaraka azy.Ary raha mbola hanasorana zero 3 ary ny chiffre t@ ireny dia mbola tsy misy bedy ihany fa normal izany entretien automobile iray ao anatin'ny taona iray mahatratra 5 milliards.Arabaina fa tonga @ tanjona niriany raMalagasy e!