image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Ka ny aéroport de paris no nahazo ilay appel d'offres hoe hanatsara an'Ivato, tsy hita izay fanatsarana nataony kanefa hoe efa vita hono.Dia gaga ny tena, mino aho fa lany ny vola natao hanatsarana, tahaka ny volan'ny farncophonie hanatsrana ny lŕlana.

inona no mahagaga anao @izany....ny olona mivonona hihoatra hiala @ny fahantrana....isika...manimba izay zavatra tsara vita...ka na asianao tahaka ny any Paris Rolissy na aeroport any Sydney aza io...rehefa ny toe-tsaiN,ny mponina no tsy mivoatra...fa tsy te hofehezina dia aza gaga raha tsy hisy zavatra tsara hijoro eto...izay tsara sy vita....na angalarina...na potehina...na dorana...satria vahoaka madinika...mitaky ny zony sns....hamarinina amin'ny fahantrana daholo ny hadalana rehetra atao....

:tape:tape marina mihitsy izany ry lekotozafy a!

ny dispensaire sy ny hopitaly aza tsy manara-penitra koa vao maika fa izay serenam-pira-manidina

Dzaoudzi vaza fa iska gasy ka inona no mahagaga amin'izany? aucune comparaison hozy vaza

Ny Comores mizara aeroport fa ny gasy mizara vary.Samy manao ze sahaza azy kosa kou.