Za dia nanana havana akaiky narary t@ hopitalimpnajakana teto, nilaza ny dokotera fa tsy misy fanafany intsony, dia mba niangaviana ny dokotera hoe aleo ary atao coma artificiel izy fa tena tsy zaka ny nijery ny fijaliany, fanaintainana tsy nisy toy izany , fa tena nojeren ny dokotera fotsiny, toy ny biby sanatria ny vava, ambolana maro ? mijaly ny marary sy ny havana mitsabo, teo akaikiny dia nisy marary hafa koa , efa miala aina koa fa dia mbola nanaovana ordonnance, miala nenina hatrami ny farany marina ve izany no asan ny mpitsabo, ahoana ny hevitrareo?