GAGAbe>>>>aza gaga , superstition, fanatisme izay ateraky ny misčre intellectuelle no betsaka ataon ireo mitonona ho mpiavavaka kristianina sasany ireo, tsy mila niveau collčge dia mahita fa zavatra mifanipaka no lazainy, etsy ankilany tanisaina ilay Atra azaina fa tsara, be fitiavana ,tia ny olona , mamela heloka sns , mangataka dia mahazo sns ,fa raha vao resahana anefa ny zavamisy marina, ny fijaliana mianjady @ ny olona, izay mivandravandra be izao, dia latsa ny famendrofendrona no miraraka, ara_nofo izany eh, tsy ampy finoana eh, tsy mivavaka eh sns dia tsy misalasala akory ny sasany mandrangaranga ny elo, afobe, fahaverezana sns , tsy hiverenako ny aretimandoza sns, dia lazaina fa vokatry ny safidy io kanefa mitondra faisana hatramin ny zaza tsy manantsiny... koa satria tsy mbola rahapitso no hivoa ny toe tsaina dia tsy mahagaga raha izao no toerana misy ny firenentsika , ny fomba finonan ny Malagasy an Atra hatr@ izay dia nariana raha vao natoron ny ny vazaha ilay baiboly, dia izao no iafarany, za tsy gaga ary tsy manome tsiny, mbola ela be io vao hiova,