image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Zŕ variana mandeha eny @arabe.Dans un embouteillage,7 voitures sur 10 fiara 4x4 daolo.Be ny olona miandry buxi nefa+marobe mandeha tongotra+betsaka ny mahantra sy mpangataka.Fa mahantra ny gasy sa manankarena?


95% mahantra fa ny 5% manakare-be, tsy mety mihitsy ny fitsinjaran'ny herena eto.Misy @ ireny fiara ireny koa an'ny fanjakana, nefa raha ny tsy fananan'ny fanjakana malagasy vola dia tsy tokony atao lahara-pahamehana ny fifidianana fiara, nefa indrisy vao omaly izao ny TP vao nahazo 4*4 25 nefa ny lalana jereo ny haratsiny


Par: riche2018 >> tsara enao rehefa nahatsikaritra an'izany . ny fitomboan'ny 4x4 dia porofo mivaingana fa miakatra sy mihatsara ny faraim-piainan'ny Malagasy .tsy midika akoryzany fa ho hajanona ny ezaka efa vita tsia , fa ny tanjona dia mba hanana fiara mitovy @ zany daholo ny vahoaka Malagasy .


Ny fiara 4x4, ny téléhone lafo vidy, ny ordi sasany, ny akanjo , kiraro , firavaka sasany, ny aitraitra rehetra hafarana avy any ivelany, izay hitan ny masontsika etsy sy ero, dia anisany fototry ny fahantrana eto daholo, tsotra be ny antony, mila devise daholo ireny vao tonga eto, dia mihena ho azy ny valeur ny ariary, dia lasa midangana ny essance , ny fanafody sy ny vidim piainana rehetra


efa tsy rariny intsony....volampanjakana lany amin'ny tombontsoa mpiasam panjakana fotsiny...tsy misy asa vita anefa...mampalahelo...


Ts omeko 5 taona ny 4x4 nareo ren de lasa tranon'akoho amin'ity lalana eto Tana efa vita paik'adin'ny mpivarotra pičce détachées ireto ! Ndana aloha miady @ mafia raha te haharitra ilay fafinaretana kely mandalo ! pouahahahahahahaah


ankamatatra : vidina ny 4X4 satria ratsy ny lalana sa ny lanana no tokony amboarina dia tsy mila X4 intsony? toa ilay toe-tsaina mihitsy no lo