image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Bonjour,mba misy afaka manoro ny famolahana an'ireny moule fanaovana gateau, reny ve azafady?Otran ny hoe mila folahana hono aloha izy reny alohan ny ampiasaina azy.Ilay moule vita gasy reny ny resaka eto.


NinahBE > Sadaikatra aho namaky ilay anontanianao, famoahana moule no namakiako azy voalohany !Ny antony amolahana azy ireny dia ny mba tsy hampiraikitra ny zavatra masahana ao anatiny. Hosoranao menaka ny faritra anatin'ilay moule dia ataonao anaty lafaoro mahamay tsara (tsy misy n'inon'inona ao anatiny), rehefa midona-tsetroka ilay lafaoro dia avoaka ilay moule, avela hangatsiaka dia fafŕna @ lamba ilay menaka. Atao ohatr'izay in-telo (fara-fahakeliny) izay vao ampiasaina. Rehefa manasa ilay moule dia tsy diovina ho fotsy loatra fa mila somary matroka misy menaka, tsy hoe avela maloto akory an fa tsy ampiasaina jex na paille de fer.