image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

izahay dia gaz foana no nampiasaina hatrizay. Tany am dada sy neny no nampiasa charbon sy gaz fa vao nanambady dia gaz fotsiny.ilay vitogaz 12kg no fampiasanay:-vidiny: 70 000 ariary mahery eo-fampiasana azy: mahandro laoka (mihinana ny rehetra izahay: hena, akoho, voamaina, lasopy, trondro...),mahandro hanikotrana (raha katsaka maina dia alona mandritry ny alina mandrapahandro azy) mampangotraka ronono isan'andro,...-faharetany: 2 mois et demi eo raha mampiasa lafaoro matetika no mihena io.Marihako fa rice cooker no ampiasainay am vary. - Ny détendeur sy ny accessoires dia mividy mitokana ianao - Systčme consignation ny fividianana ny bouteille. @ voalohany iany ianao no mandoh an'iny fa rehefa miverina manaraka dia efa ny cotenu sisa.

caprice>>> Misaotra be dia be fa tena mazava ny fanazavana. Mazotoa e!!

gaz sy rice cooker no ampiasaiko. maharitra eo @ 3 mois ŕ 4 mois eo - manao rano mafana vilany be 2 fois / semaine eo ihany- mahandro laoka izay tiana (tsy olana ny aninkotrana satria iny tsy dia atao matetika)- manao gouter (lasoupe - mofo˛ - kiendiendy e)- rano mafana boissons chaudes 2l/jour