image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 280

Nahoana ny vahoaka foana ny atao sorona ho fampivoarana ny farim-panananareo ireo! moa ve dia efa tsisy henatra intsony mihitsy! tena tsy rariny ny ataonareo ireo vahoaka madinika fa mandiniha tena.


Tsy mahay afa tsy mandroba sy manao kolikoly mb ahatafita ny zanany sy ampitombo ny harenany ireo


Satria koa ny vahoaka ts afa manohitra noho ny filàna am fiainana andavanandro dia araraotina foana


Be loatra ny fanararaotana misy eto am ty firenena ity e


De tena zany tokoa moa no zava misy eto an-tanindrazana koa! mino anefa ah fa tsy izany no noheverin'ny ntaolo ho an'i gasikara


Tsy mi-existe eto intsony zany hitsiny sy rariny izany! izay tompon'ny vola tompon'ny rariny sy ny fahamarinana