Vous êtes ici

Tokony mba asiaana resaka mama saosy ranga eto a; mba alefaso e

Par : Kotomaditra
Tsara be ilay sujet ,fa aleo
Tsara be ilay sujet ,fa aleo amin'ny manaraka ,andrasana hilamina kely aloha ny rano satria ,vao tsy ela akory nisy resaka mama sosy teto amin'ny firenena ,nalaza be tamin'ny gazety sy fb ,ary saika namohizana ain'olona ,koa mahandrasa fa be ny azo haroso .

Ajouter un commentaire

4 + 10 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.