• Cours de change
  • 4715.38 AR
  • |
  • $4421.95 AR
Copyright Image : © Msp.Jpg
Image
Vaovao

Toamasina II : Ankizy miisa 215 vita vakisiny tao Andodabe

25/05/2023 08:38 © Midi Madagasikara

Fokontany tao Ambalatenina somary avaratra ny kaominina Andodabe no nanaovana ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fanaovam-bakisiny ny “polio” na lefakozatra ho an’ny faritra atsinanana

Nitarika izany ny governora ny faritra Rafidison Richard Théodore sy ny ekipan’ny fahasalamana atsinanana.

Nanamafy tamin’ny laha-teniny nataony ireo tompon’andraikitra, fa ilaina ny fitondran’ny zanantsika entina atao vakisiny fa lasa vesatra ho an’ny fianakaviana raha tratra ny lefakozatra ny zaza tsy vita izany. Vokatry ny fanentanana dia amin’ny ankapobeny 100 isan-jato ireo fianakaviana nitondra ny zanany natao vakisiny, izany hoe 215 amin’ny 215 no vita izany tao Andodabe.

Malala Didier

Lire la suite

Articles Similaires

Moov logo