D tsy ai alou fa miandry ny fanambarana officiel isika fa toa efa eny @ MNSAN eny ambohidahy eny ono izy ireo hanao ny fanambarana
ra ny enoko ary dia toa we ho foanana ny fifidianana fa misy peste ary anio no hanao fanambarana ny ministère 4 miaraka @ OMS
raha ny vao2 enoko dia hanao fanambarana miaraka zao maraina izao ono ny OMS sy ny ministere 4 fa ho foanana ny election noho ny fisian'ny peste, hande tetezamita isika ary olona iray efa nitondra teo aloha no ho filoha