Fanampiny kely : hourdis na dalle pleine no separation @ etage
Salama daholo,
Mba hanotany izay mahalala hoe tokony ohatrinona any zao ny vola ilaina raha hanangana trano 100m2 habitable ? Ny toerana dia somary lemaka ka tsy maintsy semelle filante no karazana fototra, ary materiaux de qualite no hanaovana azy ( fer, ciment....). Misy 1 etage, ary 100m2 habitable par etage no eritreretina hatao.
Misaotra anareo sahady @ valin'teny