Lehilahy no manoratra. Manambady zaho efa taona maro sady mifankatia tokoa zahay mivady. Mba te hanontany ny hevitrareo aho fa manana vady kely efa ho efatra taona zaho fa mifanalavitra toerana zay roa dia isaky ny herintaona vao mifankahita manao. Mifanoratra isanandro mifampizara ny fiainana andavananndro zahay roa no sady mifampiatso telephone indray mandeha isankerinandro nandritra zay efatoana zay.
Raha ny fijeriko azy dia mifankatia tokoa zahay sy ny vadikeliko io, zaho no fahatelony ny lehilahy niaraka taminy, manana zanaka iray izy ary efa maty ny ex-ny nanany io zanany io sady tsy tiany hatramin'ny fahavelony ny ex io, ny sipany faharoa moa dia tonga dia nodakany taty aoriana fa saropiaro be mihintsy hono.
Efa ohatry ny vadiko mihintsy no hitondrako ny vadikeliko io nandritry ny efataona ary fantany tsara zany, efa nahavita projet en commun lehibe mihintsy zahay roa ankoatranyzavatra madinidinika efa vita sy ny zavatra zavatra hafa mbola ho atao aoriana kely ao ary tena mifankatia be mihintsy.
Mba manontany tena aho tsindraindray hoe ny volako ve no hitiavan'io vadikeliko io ahy satria manampy be azy amin'ny rehetra tamin'ny foko tokoa aho sa tena fitiavana , dia zay no mba tiako hitadiavana hevitra eto hoe tena fitiavana sa interet fitiavana ny volako fotsiny.
Miresaka zahay fa tany ampiasany hono teo aloha dia nikotokitoky te hanao be aminy be ny lehibeny tao ampiasana dia niresaka zahay roa dia hoy aho hoe hoe tonga dia miala ao dia niala izy, dia tamin'ny fiasany avy eo ndray nisy lehilahy telo mitapitapy zany hono mikotikoty azy lazainy amiko fa midira hono ianao hantsoy izy mba hampitsoka ireo lehilahy telo ireo; dia ny farany moa dia nasaiko nijanona niasa mihintsy izy fa hoe aleo manomana miasa ho an'ny tena.
Dia zay amin'ny ankapobehiny no mba hitadiavako hevitra hoe tena tia ahy ve io vadikeliko io sa manao scene fotsiny fa zaho aloha tena tia azy; ny fianako sy ny vadiko koa mandeha tsara mihintsy ary ny vadikeliko io mahalala tsara ny fiainako sy ny vadiko dia hoe tia ahy foana na efa manambady aza aho