Dia ahoana ihany izany atao hoe consensus izany e?
Ny PM natolotry ny MAPAR, ka neken'ny PRM... consensus.
Ny fifanarahana amin'ny fanomezan-tseza hifanarahana.... consensus
Avy samy manolotra anaran'olona ny ankolafy rehetra, izany hoe ny atolotry ny PRM, tsy hidiran'ny MAPAR na TIM, ny olona natolony.... izany no atao hoe CONSENSUS.
Ny PM de COSENSUS tsy afaka manala ny membres de gouvernement izay notendrena ao... satria CONSENSUS... Ny accord politique ihany , no afaka manala ny membre du gouvernement de consensus.IZa no nanao "accord politique " tao? NY 73 ve anisan'ny nanao "accord politique" tao??
Raha tsia, tsy mifanaraka izany ny lohan'ny MAPAR-TIM-MMM sy ireo députés 73 izany ??? Mahagaga be...Ady savoritaka...
Ohatran'ireny vehivavy mpiady an-tsena ireny... ny ao amin'ny 13 Mai...Ny miteny hoe : " Tena koa, ataoko manem...... , tena!!", sisa no tsy tenenina ao... Izany ve no élites gasy?
Ilay Rajao aloha dia "tordus" e.... Manana alalana izy hanolotra izay olona tiany hatolony ao, fa dia nifidy an'ireo Minisitra "tena halan'ny 13 Mai" izy.... na olona hanan'ny oppositions kakay toy an'i VII....
Kanefa "accord politique "io... dia hereto ao aloha.