image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

riklau

Member
Last seen il y a 2 ans
Joined:
Posts:
1
Topics:
1

Salama daholo, vhv 43ans za manoratra, ny vadiko maty vady niteraka 2 mianadahy, izahay niteraka 1lahy 15taona izy zao, maro ny olana nosedraina kanefa efa safidy ny ahy ka dia tsy natao mahakivy, nisy koa ny fitiavana.Zokiko 13taona io vadiko io zany hoe 56taona izy zao, tsy misy hevitra itovizana tsony, zavatra tsy dia misy dikany dia ita hifamaliana, mandeha miaraka zany moa dia efa tsy maintsy vo mandeha oh hoe manao adidy famangiana mariage sns, lasa misy elanelana be aminay, asa rehefa mitombo ve ny taona vao hita taratra ilay tsy mitovotovy taona no mivady?