Zaho koa Mba mila torohevitra @ le tafo. Inona zao no karazany tsara, mafy ary mateza.
Miarahaba antsika rehetra. Aiza Kay no misy dokotera mahay momba ny tratra(pneumologue).Mitaraina maharary tratra foana ny vadiko fa misy mivonto eo @ tratrany. De raha vo mibata zavatra mavesatra koa de maharary. Na raha vao voakasika kely de maharary. Efa tany @ dokotera generaliste fa fanafody manala fanaintainana fotsiny no nomeny. Misaotra @ fanampiana.