Miaraha!Asa na manao akory fa tena miadana be tsisy otrzany ny connexion aty aminay. Nandefa mail tany amin'ny service clients ary niantso ahy ry zareo, fa tsy misy fiovana. Tsy misy fanazavana amin'ny antony sy ny retablissement, fa dia miadana be. Na facebook aza tsy mety misokatra mihitsy hatramin'ny sabotsy. Efa ho roa herinandro zay fa toa hampiteny ny moana mihitsy izy ty. Koa miangavy re, sao mba misy afaka manome fanampim-panazavana fa dia mijaly izahay. Ny facture amin'io tsy miadana mitsy ny fanaovan-dry zareo ny prelevement, raha vao tara na tapa-kandro dia tapaka eo noho eo.Misaotra tompoko.