mba ataovy serieu mou eh!!! :)
za talou tara 90jours ny regle, nefa za tam zan mbola ts nahalala lahy akory, donc tsis tebitebi hoe bevoka na tsia, de milam eri aho satria ts sahirana am le mande regle, nefa lay izy ts normal.fa am zao ts otrzan tsony
efa tam mois d'oct zahay no nisaraka de av eo aho niasa aty am province fa izy ao tana...de miresaka fona ian zay teny atsefatsefany teny, de tam mois de mars niady be amzay fa tonga de tapaka atreo ny fifandraisana.gaga aho androany fa niantso ahy izy, nefa ny num ny efa no bloke-ko!! nandefasako sms oe aza mi contact ahi intsony fa zany no mahatsara2 ny fiainako.de namaly izy aleo tsika ts miady tsony fa mba hilam zay.nefa za ts namaly tsony satria ts rototra, satria efa leo...efa in2 zai no nisy otrzay entre nay.rah azoko tsara de te hifanerasera amiko izi, ny tiko ho fatatra de oe mety mbola tia ahy ve izy matoa mbola sahy niantso ahy, matoa mbola de hifandray amiko???? nefa lay adinai farany tena nahery vaika be!!
bjr, misi produits manafotsy ny lokony parties intimes ve? PRODUITS AZO ANTOKA sy ara-pahasalamana fa tsy misi effets secondaires atahorana...PRODUITS EFFICACE SY HAINGA-PIASA.ny parties intimes voalaza eto moa dia ny helika sy elakela pehy!merci.