Tany japon nisy ministra nampiasa voiture de service nandeha nihotra (massage) tena scandale be mihitsy ary tsy maintsy nifona ilay ministra no nandoa vola.
Ny aty amintsika manatitra mpianatra sy mpiantsena ary ny raharaham-pianakaviana rehetra rehefa misy fety, nefa ny carburant alohan'ny fanjakana daholo amin'io tena verivery fotsiny ny hetra aloha marina.
Arakaraky ny commune io, ary mandeha par mètre cube ny cal******* fa ny anay aloha ambanivohitry Toamasina 10 m* 4.5m * 6 m ilay extension dia teo @ 400 000 Ar teo no naloa.
Tokony mba ampitoviana ny taux ampiarina amin'ny IRSA sy ny Impôt synthétique satria ny orinasa madinika tsy mihoatra ny 100 0000 000 Ar dia 5% ihany no taha ampiarina @ vola matiny isan-taona.
Raha 20% kosa ny taha ampiarina@ karama na IRSA .
Kanefa ny 99,99% ny mpiasa malagasy tsy mahazo karama 100 000 000 Ar isan-taona izany.