Ary tonga dia 1/4 final izy zany an, hihiii.Judas> Huitičme kosa le izy eh.Ireto no hitako fa afaka:Bayern - Barça - Roma - PSG - Man United - Man city - Porto - Tottenham.
Aleo mba ho anjaranay catalan amizay ndray zao <applaue.
Na dia mpanohana barça aza zah, fa tena lagy @ ireto recru vaovao tsy mahasolo ny toerany teo aloha, anisan'izany: SERGI GOMEZ tena tsy au niveau anefa ajoro foana, Lucas digne tsy dia mahavita zavatra, Tsara ihany i Umtiti fa tsy manao relance mihitsy fa mamerina bôl @ gol foana.Donc, ity indray mitoraka ity no efectif ratsy indrindra depuis čre Messi. i Bilbao tsy resy, i Celta vigo tsy resy, Sociedad manahirana. Na mpiondana aza ny tenako dia tena tsy manantena zavatra ntsony. 10% sisa ny espoir.Solution, mila averina @ toerany i Rakitic ary mitady olo mahasola an'i Alves. Mental koa amizao mbola any anaty lavaka daholo (Neymar, Suarez no anisan'izany).
Tsy maharesy barea locaux raha ireny no fomba filalao ampiasaina. Tsisy fahaiza miaraka.Barea locaux amizao efa tsara jerena be an.
indro ho anareo madridista ny hafatr'i Zlatan:"C'est un joli but, mais il devrait essayer de le faire ŕ 40 mčtres du but adverse" (a lancé avec ironie l'ancien Parisien, en référence ŕ son retourné acrobatique face ŕ l'Angleterre (4-2) en match amical en 2012. Une réponse digne d'Ibrahimovic).
Realiste> miandry classico izahay @ demi eo "enga anie" itsapana io Real anareo. Aza mitomany fotsiny raha année blanche indray mitoraka ity an.
Realiste> ity hono ny hafatra ho anareo eh, avy tany @ndri zareo consultant sportif malaza be tany ho any."Perdre un 1/4 de LDC est mieux que gagner sans honneur, ni dignité"
TA> diso kajy anareo an, tô niha nalemy ny chelsea sy ny premičre league, sa ve sur-médiatiser fotsiny ilay premičre league amizao?Sa tsy fitiavana barça ve :-laugh?Velona be manko ny barça anay @zao io. Ny expoit hanao zéro défaite en championnat kely sisa de ho tanateraka le izy.
TA> Aleo ny score rahariva no hitsarŕna zany teninao izany.
Barça 2 - 0 Chelsea