Salama, asa hoe iza koa no mba toa ahy?
Misy sipa tena mahataraiky ahy tanteraka ety an-tanàna, ny bikany somary ronde, lava volo. Raha jerena avy aty aoriana tena oufff.
Ny tena efa manambady nefa otran te-hiteny azy hoe tena mahafinaritra ahy ianao.