Raha ny nanaovanay trano aloha dia mila maka ny certificat de conformité rehefa vita ny trano izay vao mahazo ny permis d'habiter e : izany hoe hamarinin'ny teknisianin'ny Commune misy anao hoe mifanaraka tsar amin'ilay plans nahazoana permis de construire ilay zava-bita, izay vao manome ny permis d'habiter ny commune.
Salama aby,Saika hanontany izay mahalala, aiza no mety ahitana olona manamboatra na manolo écran ana-tablette tactile Archos 70 xenon ? Ilay izy angamba voatsinfry, fa tsy misy trace vaky, fa kossa ny affichage no miparitaka, misy tsipika mitsivalana, dia ny rehetra tsy misy hita daholo. Misaotra mialoha.
Salama daholo,Tsy haiko na misy mitovy olana amiko mikasika ny tuyau de retour amin'ny injecteur moteur diesel eto fa ohatra ny ratsy qualité daholo izay rehetra voavidy : vao mafampana elaela ny moteur dia vaky foana ilay tuyau, nefa efa mpivarotra samy hafa no ividianana azy. Sao misy mahita mpivarotra ahitana ny tsara amin'ireny ?
Salama daholo,Mba mila fanapiana izay afaka, aiza kay no mety ahitana différentiel amin'ny pont arričre ana Musso sports (pick-up) occasion, na azo hanafarana vaovao fa sérieux ? Ilay misy ny planétaire sy satellite iny.
Miarahaba ! Sao misy afaka manoro ny fanalana ilay bloc de commande phare sy reglage luminosité tableau de bord polo 6N eo amin'ny tableau de bord @ côté havian'ny volant ?