image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

gasykely

Member
Last seen il y a 2 ans
Joined:
Posts:
2
Topics:
1

tamin'ny début année 2000 tany ho any tsy mbola nisy ny FB fa dia mi-chat teto amin'ny Moov-Serasera-Caramail no mifampikoty sy mifanadala ny internaute gasy, asa raha mba lasa aiza ireny namako niara nichat tamiko ireny izao

Raha dinihana ny Romana 1 26 Izany no nanoloran’Andriamanitra azy ho amin’ny filan-dratsy mahavoafady; fa ny vehivavy tao aminy nanova ny fanaony ho amin’izay tsy fanaony; 27ary tahaka izany koa ny lehilahy, fa namela ny fanao amin’ny vehivavy izy ka maimay tamin’ny fifampilany samy lehilahy nifanao izay mahamenatra, dia nandray tao amin’ny tenany ny valiny izay tokony ho azy noho ny fiviliany.

Dia azo lazaina hoe ny fanaon'ny gay: lahy samy lahy dia tokony ho fanao entre ny lahy sy ny vavy, inona anefa ny pratique sexuel lahy samy lahy? tsy Sodomie sy fellation ve?

tokony tsy fahotana izany ny fanaon'ny homosexuel lahy samy lahy raha lahy sy vavy mpivady no manao azy , ny mahafahotana azy eto dia mazava hoe pratique tokony nataon'ny lahy tamin'ny vehivavy dia nataon'ny lahy tamin'ny lahy hafa.